Ny Voaroy no Voangaly

Ny Voaroy no Voangaly Accueille toutes sortes d'évènement (fiançailles, mariages, anniversaires, baptêmes, conférence

06/07/2026

🍀 Mirary fahombiazana ho an'ny mpiadina BEPC rehetra, ary mirary hery ho an'ny ray aman-dreny. 💙
Mandray ny mpiadina sy ireo mpanaraka ny ankizy izahay mandritra ny Fanadinana.
👉Tsy misy mihintsy vola aloha 👈

05/07/2026

Toy ny isan-taona, dia ho fanohanana ny ray aman-dreny sy ny ankizy hanao BEPC eny Amboatavo Itaosy dia hisokatra ny espace Ny Voaroy no Voangaly mandritra ny fanadinana.
🔵Afaka misakafo
🔵Miala sasatra am-pilaminana
🔵Mahazo toerana milamina sy madio
Mandray anareo am-pitiavana izahay. 😊
🙏 Mirary soa sy fahombiazana ho an’ireo hanao BEPC rehetra
👉 Zarazarao amin’izay mety mila an’io toerana io !

🇲🇬 Mirary Fetin'ny Fahaleovantena sambatra ho antsika rehetra! Enga anie ity andro ity hitondra fifaliana sy firaisankin...
26/06/2026

🇲🇬 Mirary Fetin'ny Fahaleovantena sambatra ho antsika rehetra! Enga anie ity andro ity hitondra fifaliana sy firaisankina ho an'ny rehetra. ❤️🤍💚

15/06/2026

Toy ny isan-taona ihany dia misokatra ny espace Ny Voaroy no Voangaly rahampitso talata andro ny CEPE ho fanohanana ny ray aman-dreny sy ny ankizy manao fanadinam-panjakana eny Amboatavo Itaosy. Mandray anareo izahay raha hisakafo na hiala sasatra. ☺️

Mirary soa ho an'ireo anao CEPE rehetra
👉 Zarazarao amin’izay mety ho liana 🙏

Mbola tsy tara raha androany no Mirary Fetin’ny Reny sambatra ho an’ny reny rehetra izahay ☺️ 🌸Ny fitiavana, ny fikaraka...
01/06/2026

Mbola tsy tara raha androany no Mirary Fetin’ny Reny sambatra ho an’ny reny rehetra izahay ☺️ 🌸
Ny fitiavana, ny fikarakarana ary ny hery entinareo isan’andro no mahatonga anareo ho tena miavaka ❤️
Enga anie mba ho feno hafaliana sy fitiavana miaraka amin’ny ankohonana ny androm-pianan'ireo reny rehetra 🌸
Dia mirary soa sy fahasalamana ho anareo reny rehetra ihany koa izahay 💖

🎉🎉 Mankasitraka ooo 👏
14/03/2026

🎉🎉 Mankasitraka ooo 👏

🌸 Tratry ny Andro Iraisam-pirenena ho an’ny Vehivavy! 🌸Ny vehivavy dia hery sy aingam-panahy eo amin’ny fiainana. Izy no...
08/03/2026

🌸 Tratry ny Andro Iraisam-pirenena ho an’ny Vehivavy! 🌸
Ny vehivavy dia hery sy aingam-panahy eo amin’ny fiainana. Izy no mitondra aina, mitaiza ary manabe ny taranaka ho amin’ny ho avy.
Izahay ato amin’ny Ny Voaroy No Voangaly dia faly noho izany, mankalaza ny fetin'ny vehivavy amin’izao fotoana manokana ho an'ny vehivavy izao.
✨ Mirary andro feno fifaliana, fitiavana ary fahombiazana ho an’ny vehivavy rehetra.
🌸 Ianareo no antoky ny ho avy. 😊🎉

Ho an'ireo manana Fiara rehetra eny amin'ny faritra Amboatavo Itaosy sy manodidina.Misy parking sécurisé ato @ Espace Ny...
19/02/2026

Ho an'ireo manana Fiara rehetra eny amin'ny faritra Amboatavo Itaosy sy manodidina.
Misy parking sécurisé ato @ Espace Ny Voaroy 🤍
Afaka tonga am-pilaminana ianareo, tsy misy ahiahy amin’ny fiaranareo na moto 🚘🏍️

Tongava maro e! 👌😁

🎊 Taona vaovao, fiandohana vaovao!Mirary fahasambarana sy fitahiana ho anareo rehetra.Mankasitraka ny fitokisanareo tami...
01/01/2026

🎊 Taona vaovao, fiandohana vaovao!
Mirary fahasambarana sy fitahiana ho anareo rehetra.
Mankasitraka ny fitokisanareo tamin’ny Ny Voaroy no Voangaly.
Hihaona indray amin’ny fety sy fotoana mamy maro 💐

🎄 Tratry ny Krismasy 🎄🥰Mirary fety sambatra, feno hafaliana sy fitiavana ho anareo rehetra ny Ny Voaroy no Voangaly 🤍Eng...
25/12/2025

🎄 Tratry ny Krismasy 🎄🥰

Mirary fety sambatra, feno hafaliana sy fitiavana ho anareo rehetra ny Ny Voaroy no Voangaly 🤍
Enga anie ho feno tsiky, firaisankina ary fotoana mamy miaraka amin’ny fianakaviana ity Krismasy ity.
Misaotra anareo amin’ny fitokisana 🙏
Manantena ny hihaona indray amin’ny lanonana sy fotoana miavaka ho avy ✨

Address

ITH 69 TER Amboatavo Itaosy
Antananarivo
102

Telephone

+261320219970

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Ny Voaroy no Voangaly posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Ny Voaroy no Voangaly:

Shortcuts

Share

Category