19/03/2026
👋Ry mpanjifa malala,
Ho anareo izay tia milomano 🏊♀️eny fa na hoe hiala voly hiaraka Amin'ny fianakaviana 🧑🧒🧒Ary dia faly izay ato Amin milaza anareo fa misokatra izahay rahampitso. Zoma 20 mars 2026.
🕓 Misokatra :07h30 maraina
🕓 Mikatona : 15h30 Hariva
Tongava maro hifaly sy hiala voly Ary oh !😁
📍 Manjakaray
📞 033 81 318 36 / 034 64 386 33