KOZY 25

KOZY 25 Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from KOZY 25, Jamerla Ampefiloha, Antananarivo.

Miandry herinaratra dia raikitra eh ! Hatramin'ny misasaka alina no fetra hananantsika androany ka aza taraiky eh!      ...
25/06/2026

Miandry herinaratra dia raikitra eh ! Hatramin'ny misasaka alina no fetra hananantsika androany ka aza taraiky eh!

LINE UP 2.0 KOZY 25 !!!Ho antsika rehetra zay mampiasa instru amin'ny USB zay efa nisoratra anarana dia iangaviana ho to...
24/06/2026

LINE UP 2.0 KOZY 25 !!!
Ho antsika rehetra zay mampiasa instru amin'ny USB zay efa nisoratra anarana dia iangaviana ho tonga alohan'ny afomanga. Après-midi, d'efa vita ny installation ka aza tara eh!
Mbola misokatra ny toerana ho an'izay te hivarotra boissons sy tsakitsaky eh! 100000Ar ny toerana iray, miantso na manoratra an'i Brad Putt BM Souljah zay vonona azafady.
Misaotra tompoko !

KOZY 25 XVII ème édition !Ity ny LINE UP ary dia zarazarao dia samia mampilaza zay kopy eh!!!Ho antsika te hivarotra boi...
23/06/2026

KOZY 25 XVII ème édition !
Ity ny LINE UP ary dia zarazarao dia samia mampilaza zay kopy eh!!!
Ho antsika te hivarotra boissons sy tsakitsaky dia mbola misokatra ny fandraisana anjara ka 100000Ar ny toerana iray. Aza misalasala manoratra ato amin'ny pejy na manoratra avy hatrany an'i Brad Putt BM Souljah

Jah Roots Malagasy Revolution , , , Encoder Experiment, Francky Majestic Lion Madagascar , , Nantis, Othentik-Ras Diras

Tongava maro eh!

Appel aux artistes! À ceux qui veulent partager son art pour partager un moment inoubliable avec les publics du KOZY 25 ...
04/06/2026

Appel aux artistes! À ceux qui veulent partager son art pour partager un moment inoubliable avec les publics du KOZY 25 comme tous les ans! Une scène ouverte est organisée à Ampefiloha cité, les fidèles le savent !!!
N'hésitez pas à nous contacter en message privé pour les inscriptions et les fiches techniques jusqu'au 21/06/26.

Address

Jamerla Ampefiloha
Antananarivo

Telephone

0331402954

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when KOZY 25 posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share