13/03/2026
Tarif fidirana ahafahana manao activités rehetra : 15000 ar/personne
Enfant à partir de 2ans ou adulte ou accompagnateur
Azo itondrana sakafo avy any ivelany fa eny amin ny chalets terrains ihany.
Tsy azo itondrana sakafo sy boissons avy any ivelany ny manodidina piscine, restaurant, salle karaoké