19/03/2026
Salama daholo o!
Mbola eto foana izahay an! 😁
Efa volana mars isika izao dia efa hanomboka ho maromaro ny évènement! 😍
Ireto chaises mariés anay ireto izao dia ny espace rojo no nanofa azy teto! ❤️
Mankasitraka anareo foana @ fanofana entana ato aminay!🥰
Tongava maro ary o!
👉Antsenakely apitan'ny Restaurant Pousse Pousse
👉038 05 313 08
👉Photocopie CIN + Certificat de résidence
👉Caution 50%