Hôtel Prisme Antsirabe

Hôtel Prisme Antsirabe Rapport qualité prix

Hoavy ny vacance ah ☺️❤️Aza misalasala miantso ny laharana finday ra anao famandrihana sy tia hafantatra misimisy kokoa ...
18/12/2025

Hoavy ny vacance ah ☺️❤️
Aza misalasala miantso ny laharana finday ra anao famandrihana sy tia hafantatra misimisy kokoa ary oh 👌

Tel: 0341830972
Whatsapp (message iany) : 0343744572

Misy FastFood iany koa ato JOY Food 🔥

----------...........----------........-------

Les vacances approchent ! ☺️❤️
Réservez dès maintenant et Appelez notre numéro pour toute information et pour faire les réservations 👌

Tel: 0341830972
Whatsapp (message seulement): 0343744572

Tongava maro ohh 🤗
Venez nombreux 🤗

Nous avons aussi un Fast food au sein de notre établissement 🔥

‼️‼️‼️Toy izao ny carte ry zareo ann ‼️‼️‼️Ny prix kosa efa atao oe efa mirary eehh 😊 JOY food & Drink AntsirabeAraho at...
26/02/2024

‼️‼️‼️Toy izao ny carte ry zareo ann ‼️‼️‼️

Ny prix kosa efa atao oe efa mirary eehh 😊

JOY food & Drink Antsirabe
Araho atrany ny pejy 🥹🙏

Samy salama daholo 🥰Efa misokatra hoantsika rehetra nanomboka ny sabotsy teo ny Restaurant Prisme by JOY food & Drind 🫠🤗...
26/02/2024

Samy salama daholo 🥰
Efa misokatra hoantsika rehetra nanomboka ny sabotsy teo ny Restaurant Prisme by JOY food & Drind 🫠🤗

Tsy misy vina mo ra ny tataran'zany food zany ra eto Antsirabe na resaka tsiron-tsakafo sad mora 💯🤤

Ny vacances de Pâques ihany koa efa hoavy de manasaan'tsika rehetra ho tonga daoly, amboaro ny programe fa miandry anareo izay 🥰🙏

Tongava maro
Mirary soa daholo ohhh 👋

Merci pour votre confiance 😊😘
06/06/2023

Merci pour votre confiance 😊😘

Izahay ato Hôtel Prisme Antsirabe dia mirary fety sambatra hoantsika rehetra 🥰😘Mirary soa daholo 🫡🙏  🔥🔥🔥
08/04/2023

Izahay ato Hôtel Prisme Antsirabe dia mirary fety sambatra hoantsika rehetra 🥰😘
Mirary soa daholo 🫡🙏
🔥🔥🔥

Miarahaba daholo tompoko 🤗💎Hoanareo izay nisafidy ary mbola hisafidy hivahiny ato  dia ito misy famantarana kely oe aiza...
02/04/2023

Miarahaba daholo tompoko 🤗
💎Hoanareo izay nisafidy ary mbola hisafidy hivahiny ato dia ito misy famantarana kely oe aiza hoaiza ny misy anay.
Ato ambadikin´ny gare no misy Nay manaraka ny RN 7 foana de afaka ny tournant be de mahita Nay avy hatrany.
Tel ☎️: 0341830972 sy ny 0334545924
N'a Mandela Mp avy hatrany.
Izahay dia mirary tontolo andro mahafinaritra hoanareo rehetra 🤗😘

Faly miarahaba nareo izahay ato Hôtel Prisme Antsirabe 😁Somary hifandrombahana ny chambre rehefa tonga toizao ny andron´...
27/03/2023

Faly miarahaba nareo izahay ato Hôtel Prisme Antsirabe 😁
Somary hifandrombahana ny chambre rehefa tonga toizao ny andron´ny pâques fa ra ny tsara dia mamandrika dien´ny zao a. 🤗
Ireto ary tarif nay
Chambre Double (1 grand lit) : 50.000ar sy 65.000ar
Chambre familiale (2 grand lits): 90.000ar
Toerana misy anay dia ety antsinanan'ny gara manakaraka ny RN7 fona. De juste ato ambadikan´ny gare mitsy afaka ny tournant be.
Tel: 0341830972 sy ny 0334545924
Izahay dia mirary tontolo andro mahafinaritra hoanareo rehetra 😘🙂

Vente des billets sont aussi disponibles.Venez nombreux 🙏😊
27/07/2021

Vente des billets sont aussi disponibles.
Venez nombreux 🙏😊

😊
26/03/2021

😊

Tongava hatrany mitsidika  🥰
21/03/2021

Tongava hatrany mitsidika 🥰

Tongava maro ary ohhh 🥰🔥
18/03/2021

Tongava maro ary ohhh 🥰🔥

Salama daholo isika rehetra 🥰
03 avril ary ny fotoanan-tsika manomboka @3 ora ariva katr@8ora alina hiarahana tanora eto Antsirabe.
✨Dee Andriambelo
🌟Fanasina Ravel
☀İoannis Andrianantenaina
Sy ireo mpitendry efa sangany izay hiaraka hanafana ny lanonana fotoana io.
🎸Dannyh Kely
🎹Loic Ralambozanany
🥁Tinarivo
🔥 hisy vahiny ihany ko hoavy fotoana io toin'i
🗣Rousset
🗣Ortegah
Ka ataovy dieny zao ary ny Famandrihana toerana fa hafana toin'ny Live farany izay efa nataon'zareo farany. Ary mbola mampanatena zavatra tsara noho iny izy ireo.

Nareo sisa no endrasana 😊
17/03/2021

Nareo sisa no endrasana 😊

Address

0912E280 Est Gare
Antsirabe
110

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Hôtel Prisme Antsirabe posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share