Espace Diadema Antsirabe

Espace Diadema Antsirabe Tongasoa eto amin'ny pejiny Espace Diadema Antsirabe ! izahay Dia toerana iray mikarakara ireo resak fety rehetra ! Manasa anao s'abonner tompoko 😊

Prestations du 4 janvier 2025Merci infiniment pour votre confiance Pack no nalainy teto_ Décoration grande salle _Sono +...
11/01/2025

Prestations du 4 janvier 2025

Merci infiniment pour votre confiance

Pack no nalainy teto

_ Décoration grande salle
_Sono + DJ, animateur
_Menu à 4 services
_Gâteaux

Mitohy atrany ny fandraisana réservation ho anao izay maniry hikarakara lanonano ato aminay.

Aza misalasala fa vonona hanome fahafam _po ho anao izahay.

Miarahaba Antsika rehetra nahatratra ny taona vaovao 2025. Fiadanana Jesosy Tompo anie ho amin 'ny tokatrano tsirairay a...
02/01/2025

Miarahaba Antsika rehetra nahatratra ny taona vaovao 2025. Fiadanana Jesosy Tompo anie ho amin 'ny tokatrano tsirairay avy.

Eto dia maneo fisaorana ho antsika rehetra izay nikaraka lanonana tato aminay.mirary tokatrano sambatra ho anareo.

Ho antsika eto AntsirabeFormation pâtisserieToerana: Espace DiademaFrais de formation 30000ar par module, iantohana ny i...
29/05/2024

Ho antsika eto Antsirabe
Formation pâtisserie
Toerana: Espace Diadema
Frais de formation 30000ar par module, iantohana ny ingredients.
Réservation obligatoire sur Mp ou 0387789551/0331463375

Tongasoa !! Ny Espacé Diadema Antsirabe Dia vonona handray antsika izay mikarakara lanonana🎀 Mariage🎀 Anniversaire🎀 Bapt...
13/05/2024

Tongasoa !! Ny Espacé Diadema Antsirabe Dia vonona handray antsika izay mikarakara lanonana

🎀 Mariage
🎀 Anniversaire
🎀 Baptême
🎀 Réunion
Etc

Infoline : 034 47 236 01 - 033 14 633 75
"Afaka manome fahafaham-po anao izahay" 🥰

Address

Marodinta
Antsirabe

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Espace Diadema Antsirabe posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share