Relax Meva Rano

Relax Meva Rano Bienvenue sur la page officielle de Relax Meva Rano. Ouvert 7j/7 & 24h/24

Un peu d'humour pour débuter cette année 2026 !Bonne et heureuse année ho atsika jiaby.Aza adino fa misy artiste zany ma...
01/01/2026

Un peu d'humour pour débuter cette année 2026 !
Bonne et heureuse année ho atsika jiaby.
Aza adino fa misy artiste zany mampisôma aty hariva 😁

Ho atsika jiaby izay mitady sonorisateur matanjaka tsara de izahay ato amin'ny Relax Meva Rano dia vonona hiara hiasa am...
29/08/2025

Ho atsika jiaby izay mitady sonorisateur matanjaka tsara de izahay ato amin'ny Relax Meva Rano dia vonona hiara hiasa amintsika jiaby ! 🥰

Aza misalasala magnatso anay mivantana +261(0) 324416675 na +261(0) 328601121 📞

Az'ariagna fa namanao...

Allô atsika jiaby hiaraka hi souhaité "bon anniversaire" an'i Jhon Mc 🥳Ho tonga amin'ny tanjona hirina 👌
14/08/2025

Allô atsika jiaby hiaraka hi souhaité "bon anniversaire" an'i Jhon Mc 🥳
Ho tonga amin'ny tanjona hirina 👌

🚨Misaotra Zagnahary fa nahatratra ny tsingerin-taona nahaterahana androany 😊🤲
Joyeux anniversaire à moi🙏🎂😊❤️🎤🎸🎹

Efa misokatra ho atsika jiaby ny MEVA SAKAFO 🥰Aza misalasala manantona sy mitsidika ary misakafo aty fa vonona handray a...
31/07/2025

Efa misokatra ho atsika jiaby ny MEVA SAKAFO 🥰

Aza misalasala manantona sy mitsidika ary misakafo aty fa vonona handray anareo izahay ato amin'ny Relax Meva Rano

🫡
28/07/2025

🫡

Zanak’i Meva👌❤️

26/07/2025

Tongasoa an tanana Grand Sadara ✊🏼

Efa eto à Diego ny lelah Jhon Mc miaraka amin'ny le Grand Sadara !Rendez-vous hariva ty ao amin'ny terrain Relax Meva Ra...
26/07/2025

Efa eto à Diego ny lelah Jhon Mc miaraka amin'ny le Grand Sadara !
Rendez-vous hariva ty ao amin'ny terrain Relax Meva Rano Antanamitarana 👌

MEVA SAKAFO 🥰Ouverture officielle amin'ny samedi 26 juillet 2025 !Mitongava maro atsika fa vonona handray anareo izahay ...
21/07/2025

MEVA SAKAFO 🥰

Ouverture officielle amin'ny samedi 26 juillet 2025 !
Mitongava maro atsika fa vonona handray anareo izahay aty amin'ny MEVA SAKAFO Scama 😊

Ho an'izay 5 tonga voalohany, mahazo "cadeaux" goavam-be 💝

Az'ariagna fa namanao

Ty ary ny programme ntsika magnaraka !Jeudi 26 juin ao amin'ny terrain RELAX MEVA RANO Antanamitarana hiaragna amin'i KA...
02/06/2025

Ty ary ny programme ntsika magnaraka !
Jeudi 26 juin ao amin'ny terrain RELAX MEVA RANO Antanamitarana hiaragna amin'i KAKABE DJINO ! 👌

KAKA TSY MARO 😎

Efa tonga eto Diego lelah Willis NBL (Grand complet)Rendez-vous ntsika amaray ao Meva Rano Antanamitarana !Az'ariagna fa...
23/05/2025

Efa tonga eto Diego lelah Willis NBL (Grand complet)
Rendez-vous ntsika amaray ao Meva Rano Antanamitarana !

Az'ariagna fa namana !

Ela ela tsy fankaregny atsika zegny eh 😁Ty ary zava baovao ho antsika jiaby !Amin'ny 24 mai 2025, ho avy ao amin'ny Rela...
03/04/2025

Ela ela tsy fankaregny atsika zegny eh 😁
Ty ary zava baovao ho antsika jiaby !
Amin'ny 24 mai 2025, ho avy ao amin'ny Relax Meva Rano Antanamitarana i Willis NBL au grand complet.
Ka amboara dien'izao programme nao fa mafana araiky ty ! Morengy sy bal maresaka.

Agny koa fanojy !
Aa'ariagna fa namanao !

Address

Route D'Anamakia
Antsiranana

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Relax Meva Rano posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Relax Meva Rano:

Share