10/11/2026
FAMPANDRENESANA HO AN’NY MPANJIFA
Tompokolahy sy Tompokovavy,
Ampahafantarinay anareo fa misy fitsipika napetraky ny hotely momba ny fanadiovana ny efitra.
Noho izany, dia angatahana ny mpanjifa rehetra mba hametraka hatrany ny lakilen’ny efitra eny amin’ny réception rehefa mivoaka, mba hahafahan’ny mpiasa manadio ny efitra sy hisorohana ny olana na ny tsy fifankahazoana.
Misaotra indrindra amin’ny fiaraha-miasa sy ny fahatakarana.