23/08/2026
🇫🇷 Notre chambre familiale, sous les combles avec ses détails en bois, se prête parfaitement aux séjours en famille. Elle peut accueillir 4 personnes (1 lit double et 2 lits simples), avec sa propre terrasse et son balcon pour admirer le coucher de soleil.🌅
À 55.000 MGA la nuitée, réservez dès maintenant.
Bienvenue chez nous ! ✨🏡💚
🇲🇬 Inty indray ny efitrano ho an’ny mpianakavy ato aminay, voaravaka hazo, izay mahazaka olona 4 (fandriana lehibe 1 ary fandriana an'olo-tokana 2). Manana terasy manokana sy lavarangana azo hankafizana ny hakanton'ny filentehan'ny masoandro ihany koa. 🌅
Ny hofany dia 55.000 MGA isak’alina, aza misalasala mamandrika dieny izao.
Tongasoa aty aminay! ✨🏡💚
📍 Cité Antaboaka Arivonimamo https://maps.app.goo.gl/fW1sxsKKs9w7pbhZ6
☎️ +261 34 40 934 29