18/08/2026
Let’s Go 🔥🔥🔥
🏃♂️🌿 HO ANAO MPANKAFY TRAIL, TIA FANATANJAHAN-TENA ARY MPANKAFY NY TONTOLO MAINTSO ! 🌿🏃♀️
Ny Kaominina Andranomafana dia faly manolotra anaO ny Andiany Voalohany amin’ny Trail d’Andranomafana – Betafo!
📅 27 Septambra 2026, fotoana iray hihaonan’ny fanatanjahantena, ny natiora ary ny fizahan-tany eto amin'ny faritra Betafo.
Ao anatin’ity hetsika ity, tsy ny hazakazaka ihany no ho zava-dehibe, fa ny fampivoarana ny toerana ihany koa.
Lalana mamakivaky ny tontolo voajanahary, toerana mahafinaritra, endrika sy hakanton’ny tany mbola voatahiry… Ny dingana tsirairay dia hitondra anao akaiky kokoa amin’ireo zava-kanto sy harena voajanahary ananan’i Commune Andranomafana sy Betafo. 🌿⛰️
Na mpankafy Trail ianao, na mpihazakazaka tsotra, na tia fanatanjahantena, na ihany koa tia mizaha-toerana vaovao ... natao ho anao ity Trail ity.
🔥 Lalana 3, fanamby samihafa, fa tanjona iray ihany : ny hahafantatra sy hankafy ny hakanton’i Andranomafana sy Betafo.
📅 Daty : 27 Septambra 2026
📍 Toerana : Andranomafana – Betafo
👉 Fisoratana anarana : OrtVak Antsirabe - Ecosource Andranomafana Betafo
📅 Date fisoratana anarana : 14 août 2026 hatramin'ny 20 septembre 2026
🌿 Miandry anao Andranomafana.
⛰️ Mbola maro ireo zava-kanto miandry anao ety Betafo.
🏃♂️ Ary ianao… vonona ve hiatrika ny fanamby?
Trail d’Andranomafana – Hazakazaka. Fizahan-tany. Traikefa.
----
🏃♂️🌿 AVIS AUX AMATEURS DE TRAIL, AUX PASSIONNÉS DE NATURE ET AUX AVENTURIERS ! 🌿🏃♀️
La Commune d’Andranomafana a l’honneur de vous présenter la 1ʳᵉ Édition du Trail d’Andranomafana – Betafo !
Le 27 septembre 2026, préparez-vous à vivre une aventure au cœur d’un territoire encore préservé, là où les chemins vous emmènent à la rencontre de paysages exceptionnels, de la nature et des merveilles d’Andranomafana.
Mais ce Trail est bien plus qu’une course.
C’est une invitation à prendre le temps de découvrir Betafo autrement, à parcourir ses sentiers, à respirer son air, à rencontrer son patrimoine et à se laisser surprendre par la beauté de ses paysages. 🌿⛰️
Que vous soyez traileur passionné, coureur amateur, sportif en quête de défi, ou simplement amoureux de la nature et de nouvelles découvertes… cette aventure est pour vous.
🔥 3 parcours, 3 niveaux de défi, une même envie : aller à la découverte d’un territoire exceptionnel.
Au fil des kilomètres, laissez derrière vous le quotidien et laissez les sentiers vous guider vers une autre façon de vivre la course : plus proche de la nature, plus proche du territoire, plus proche de l’essentiel.
📅 27 septembre 2026
📍 Andranomafana – Betafo
👉 Lieu d'inscription : OrtVak Antsirabe - Ecosource Andranomafana Betafo
📅 Date d'inscription : 14 août 2026 au 20 septembre 2026
🌿 Andranomafana vous attend.
⛰️ Betafo a encore tant à vous faire découvrir.
🏃♀️ Et vous, serez-vous au départ ?
Trail d’Andranomafana – Courir. Découvrir. Ressentir.