Ambila dimby

Ambila dimby Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Ambila dimby, Hotel & Lodging, ambila, Brickaville.

Lundi de paka Tsy nisy betsimisaraka nivahiny teo ambilaIsa taona nefa dia ny Tanàna rehetra Manodidina brickaville, dia...
11/04/2026

Lundi de paka Tsy nisy betsimisaraka nivahiny teo ambila

Isa taona nefa dia ny Tanàna rehetra Manodidina brickaville, dia Mandeha ambila daholo mitsangatsangana. Feno olona Mandeha tongotra ny lalam-by manomboka alahady paka, hatr@ lundi hariva.

Satria hono nisy nanao publication(Tsy haiko hoe Taiza) hoe:«aza makany ambila fa mamono olona any»
🤔🤔 olona Avy any fetra omby sendra niresaka tamiko ary moa niteny ahy an zany. Nefa dia lavitra anie zany fetra omby e😐😐

Iza Ilay namono olona teo ambila? Nisy arrestation? Procès?...
👉no ahafahana mi accuser sy mandoto Ilay Tanàna?

🙄🙄 Raha debadeba izao nefa no nisy ni accuser? Dia Efa nisy nandefa gendarmes, enquêtes....😕😕

Fa Ilay tanàna no misy mi accuser mamono olona🤔🤕. sûrement milamina tsara b Izay nilaza an izany tany?
👉dia tsy nisy olona Tonga nitsangatsangana tao ambila, dia PERTE daholo Ilay mpivarotra kely rehetra

Nisy solution hafa koa Anie.
- Afaka niteny t@ radio ohatra n'y olom boafidy, ny RAD ...hoe zaza mandoto Ilay Tanàna e. Mitondrà porofo hoy I siteny PAN
- Afaka nanangana service d'ordre kely koa ny teo ambila. Feno tanora Eo, afaka manao maître nageur miambina ny plage, satria io ranomasina mahery io foana no mamono vahiny eo
- Afaka nangataka présence élément gendarmerie ny tanana
- Afaka nasina point de relais d'information maro(ankoatra ny fokotany) eraky ny Tanàna
-....

Maro ny Afaka natao e, fa Ilay mifanimba , sy inaction....😕😕😕 tsy mety

Nampalalahelo ny nahita Ireo mpivarotra rehetra Tsy nanana mpividy. Hena kisoa ary 2 andro vao Lany🙄🙄, nefa fety paka

Rehefa Tsy milamina n'y fidiram bola kely ny mponina?
👉Izay Vao Tena ho marina Ilay accusation hoe Tsy milamina sécurité ambila

Citron Aloha dia vokatra
04/04/2026

Citron Aloha dia vokatra

07/12/2025

Bungalow ato amiko

07/12/2025
Ny citrons aloha dia ho maro Afaka fotoana fohy.Fa mananasy no afaka omena vahiny hatreto
05/12/2025

Ny citrons aloha dia ho maro Afaka fotoana fohy.

Fa mananasy no afaka omena vahiny hatreto

Charbon indray no misy.8000ar /gony. Mila mitondra gony. Na manampy 1000ar.Ny ahy acacia no atao charbon. Anahy Ilay aca...
03/12/2025

Charbon indray no misy.

8000ar /gony. Mila mitondra gony. Na manampy 1000ar.

Ny ahy acacia no atao charbon. Anahy Ilay acacia, fa Tsy hoe nanapaka ala. (Normalement ary Toa interdit ny manao charbon hazo ala?)

Ny acacia vetivety dia maniry. solution tsara @ hazo ampiasaina andavan andro, en attendant solution perenne comme reboisement, énergies propres...

Ankoatran izany dia ny mananasy s'y n'y citron no ho vokatra atsy ho atsy.
👉fa Tsy amidy fa ho an ny vahiny mandalo (😊 sy Izay tsara Fanahy mamangy😀

Inona ary ty trondro ty??🤔😕Izay Za vao nahitaEfa an'Olona, Raha Tsy izany mba nandramako.
03/12/2025

Inona ary ty trondro ty??🤔😕
Izay Za vao nahita

Efa an'Olona, Raha Tsy izany mba nandramako.

Tena Tsy ho lany Ireto mananasy ireto @ Farany taonaIzay makaty amiko, Omeko fotsiny
25/11/2025

Tena Tsy ho lany Ireto mananasy ireto @ Farany taona

Izay makaty amiko, Omeko fotsiny

Izay vao mba nahazo ny mpanarato akamaAleo Mba hihinana crevettes am potony
24/11/2025

Izay vao mba nahazo ny mpanarato akama

Aleo Mba hihinana crevettes am potony

Voam barikaMahabibo angamba izy any majunga?
24/11/2025

Voam barika

Mahabibo angamba izy any majunga?

Masaka ny litchiTaloha, afaka mangataka@ tompony. Tsy Mahazo mitondra, fa Izay laninao Eo tsisy BedyAnkehitriny Tsy sahi...
24/11/2025

Masaka ny litchi

Taloha, afaka mangataka@ tompony.
Tsy Mahazo mitondra, fa Izay laninao Eo tsisy Bedy

Ankehitriny Tsy sahiko manontany

Sary indranaFa...tsara Ilay saryMampatsiahy ny Tsy afoizana Ilay Tanàna
06/09/2025

Sary indrana

Fa...tsara Ilay sary
Mampatsiahy ny Tsy afoizana Ilay Tanàna

Address

Ambila
Brickaville
508

Telephone

+261341309940

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Ambila dimby posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share