Fisakàna Hotel - Fandriana 308

Fisakàna Hotel - Fandriana 308 Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Fisakàna Hotel - Fandriana 308, Hotel, Fandriana.

service traiteur barbecue lagnonana tany Tsarazaza. mankasitraka ny équipe rehetra fa mahafinaritra ny fiara-miasa.
14/08/2025

service traiteur barbecue lagnonana tany Tsarazaza. mankasitraka ny équipe rehetra fa mahafinaritra ny fiara-miasa.

Fisakana Hôtel Fandriana. Efa vonona @ fandraisam-bahiny.Mandrosoa tompoko
20/07/2025

Fisakana Hôtel Fandriana.
Efa vonona @ fandraisam-bahiny.
Mandrosoa tompoko

06/07/2025
Fisakana Hôtel Fandriana. Vonona mandrakariva @ fikarakarana sakafo. (service traiteur)Aza misalasala miantso ny: 038700...
28/06/2025

Fisakana Hôtel Fandriana.
Vonona mandrakariva @ fikarakarana sakafo. (service traiteur)
Aza misalasala miantso ny:
0387009596

Ny Fisakana Hôtel dia maneho ny fisaorana sy ny fankasitrahana ho anareo rehetra izay tonga nanoina ny antso t@ karaoké ...
25/05/2025

Ny Fisakana Hôtel dia maneho ny fisaorana sy ny fankasitrahana ho anareo rehetra izay tonga nanoina ny antso t@ karaoké VIP izay nokarakarainay t@ omaly 24 Mai 2025.
Tsy manome tsiny ny tsy afaka koa anefa satria maro nareo no te ho Tonga fa noho ny antony samy hafa d tsy afaka.
Mampanantena anareo fôna nefa izahay fa mbola hanome "ambiance" mafana mihôtra lavitra ny efa hitanareo hatramin'izay.
Satria araka ny fangatahanareo ihany dia isaky ny Asabotsy faran'ny volana no haverintsika izany karaoké VIP izany ka aoka hiteny mialoha izay Tonga mba ahafahana manomana ny "Table"
Misaotra betsaka aby tompoko!

Fisakana Hôtel Fandriana dia vonona ny hanome ny soa sy ny tsara indrindra hatrany ho anao.❤️🥰
28/03/2025

Fisakana Hôtel Fandriana dia vonona ny hanome ny soa sy ny tsara indrindra hatrany ho anao.❤️🥰

Fisakana Hôtel Ankadilanana Antsimontsena Fandriana dia efa vonona tsara amin'ny fandraisana an'ireo olona na vondron'ol...
07/01/2025

Fisakana Hôtel Ankadilanana Antsimontsena Fandriana dia efa vonona tsara amin'ny fandraisana an'ireo olona na vondron'olona izay te hanomana fety fifampiarahabana tratry ny taona vao2 2025 ato aminay, manantona mivantana na antsoy ny laharana 0387009596 .

Mankasitraka an'i Jean Claude sy Anja nametraka ny fitokisany t@  Fisakana Hôtel t@ fikarakarana ny vodiondry sy ny fiso...
31/12/2024

Mankasitraka an'i Jean Claude sy Anja nametraka ny fitokisany t@ Fisakana Hôtel t@ fikarakarana ny vodiondry sy ny fisoratan'izy roa❤️❤️. Fisakana Hôtel daholo no nanao ny:
tao-volo
ny sakafo,
ny décoration
ny couverts.
Izahay dia mbola vonona hatrany ny hanome ny soa sy ny tsara ho anareo izay te hanomana fety miaraka aminay mandritra ity taona vao2 2025 ity.
0347009596
Mirary fety sambatra daholo tompoko

30/10/2024

Address

Fandriana

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Fisakàna Hotel - Fandriana 308 posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category