Résidence Mahé

Résidence Mahé Location, Champêtre, Privatisation.

26/10/2024
Efa Mafana ny Andro andao hilalao Rano amin'izay aza e efa misokatra ny Piscine, misy ihany ko ny espace pour enfant Mar...
07/08/2024

Efa Mafana ny Andro andao hilalao Rano amin'izay aza e efa misokatra ny Piscine, misy ihany ko ny espace pour enfant
Marihina fa PRIVATISÉ IZY IO an...
20.000ar/personne
Minimum no raisinay 15personnes

21/06/2024

𝗣𝗹𝗮𝗻 𝗱𝗲 𝗥𝗲𝗽𝗲́𝗿𝗮𝗴𝗲

𝗜𝘁𝘆 𝗺𝗶𝘀𝘆 𝘁𝗼𝗿𝗼-𝗹𝗮𝗹𝗮𝗻𝗮 𝗵𝗼 𝗮𝗻'𝗶𝗿𝗲𝗼 𝗶𝘇𝗮𝘆 𝗺𝗯𝗼𝗹𝗮 𝘁𝘀𝘆 𝗺𝗮𝗵𝗶𝘁𝗮 𝗻𝘆 𝗥𝗘𝗦𝗜𝗗𝗘𝗡𝗖𝗘 𝗠𝗔𝗛𝗘.

𝗮𝗳𝗮𝗸𝗮 𝗺𝗶𝘁𝘀𝗶𝗱𝗶𝗸𝗮 𝗻𝘆 𝘁𝗼𝗲𝗿𝗮𝗻𝗮 𝗶𝗮𝗻𝗮𝗼
𝗠𝗮𝗻𝗱𝗿𝗮𝘆 𝗶𝗵𝗮𝗻𝘆 𝗸𝗼𝗮 𝗶𝗿𝗲𝗼 𝗸𝗮𝗿𝗮𝘇𝗮𝗻𝗮 LANONANA Maro samihafa
𝗶𝘇𝗮𝗵𝗮𝘆.

Marihina Fa Champêtre ny ato aminay fa tsy misy Salle tompoko

Infoline : 0341576056

26 mai 2024 🌹Ny équipe ny Résidence Mahé dia Faly miarahaba ny RENY rehetra amin’izao fetin’ny Reny izao🌹Misokatra foana...
26/05/2024

26 mai 2024

🌹Ny équipe ny Résidence Mahé dia Faly miarahaba ny RENY rehetra amin’izao fetin’ny Reny izao🌹

Misokatra foana ny fandraisana, ho an'ireo izay tia hikarakara fety na Lanonana.

Samedi 27 Avril Résidence Mahé Fenoarivo Mankasitraka hatrany ❤️
27/04/2024

Samedi 27 Avril
Résidence Mahé Fenoarivo
Mankasitraka hatrany ❤️

Mankasitraka Hatrany nahatoky anay Eto am Résidence Mahé Misokatra amin'ireo Karazan-danonana rehetra ny ato aminay.Ary ...
08/04/2024

Mankasitraka Hatrany nahatoky anay Eto am Résidence Mahé Misokatra amin'ireo Karazan-danonana rehetra ny ato aminay.
Ary afaka mandrindra sy mikarakara ny Fetinao.
Aza misalasala manantona na manontany ao am Mp na 0341576056

Mankasitraka anareo Hatrany Nahatoky sy nisafidy ny Résidence Mahé  Mandray ireo Karazana lanonana, izahay koaAza misala...
05/02/2024

Mankasitraka anareo Hatrany Nahatoky sy nisafidy ny Résidence Mahé

Mandray ireo Karazana lanonana, izahay koa
Aza misalasala manantona Na miantso 0341576056
Fa ho Hafam-po Tanteraka ianao

19/01/2024

BIRTHDAY PARTY

Fotoana Mamy no hifampizarana Misokatra hatrany izahay, ary mandray ireo karazana lanonana, maro samy hafa ihany koa Aza...
19/01/2024

Fotoana Mamy no hifampizarana
Misokatra hatrany izahay, ary mandray ireo karazana lanonana, maro samy hafa ihany koa
Aza misalasala miantso na manantona mivantana ny toerana RÉSIDENCE MAHÉ
FENOARIVO ALAKAMISY

Vonona izahay handray anao sy hanome fahafaham-po anareo rehetra.

Address

Fenoarivo
102

Telephone

+261341576056

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Résidence Mahé posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Résidence Mahé:

Share

Category