01/07/2026
Fiadanana e !
Na inona na inona sedra nolalovanao, matokia fa Andriamanitra dia mbola manokatra lalana sy varavarana vaovao ho an’izay miantehitra Aminy. Aza kivy, tohizo ny dianao amim-pinoana, fa Izy no hitarika ny lalanao. ✨🙏
Enga anie ity volana vaovao ity ho feno ny fahasoavan’Andriamanitra, ny fiadanany ary ny fitahiany🌼
-------------------------
Peu importe les défis que tu as traversés, souviens-toi que Dieu ouvre toujours un chemin là où tout semble impossible. Garde la foi, avance avec confiance et laisse-Le guider chacun de tes pas. ✨🙏
Que ce nouveau mois soit placé sous la grâce, la paix et la faveur de Dieu 🌼