31/12/2021
Salama daholo.
Voalohany dia misaotra antsika rehetra ny amin'ny teny fampaherezana sy fampiononana izay nataonareo taminay noho ny voina izay nanjo anay.
Manaraka izany, misy resaka mandeha hoe mihidy ny hotel. Tsia tompoko fa misokatra lalandava ary mandray ny lanonana rehetra tahaka ny andavanandro ihany.
Koa mandroso isika hanao ny fety sy seminery isankarazany ato amin'ny Vonimboly Hotel.