Bungalow Zamikal Foulpointe

Bungalow Zamikal Foulpointe Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Bungalow Zamikal Foulpointe, Hotel, Foulpointe.

Krisimasy hitondra famonjena sy fiadanana ho an'ny rehetra ✨️🎄✨️
25/12/2024

Krisimasy hitondra famonjena sy fiadanana ho an'ny rehetra ✨️🎄✨️

Miezaka ny hanome fahafahapo ny mpitsidika
31/03/2024

Miezaka ny hanome fahafahapo ny mpitsidika

Miarahaba antsika rehetra ô !Nohon'ny toetr'andro izay iaraha-mahalala dia miara-malahelo  izay efa nanao réservation re...
29/03/2024

Miarahaba antsika rehetra ô !
Nohon'ny toetr'andro izay iaraha-mahalala dia miara-malahelo izay efa nanao réservation rehetra tato Bungalow Zamikal Foulpointe izahay mandritra ity week-end Pascal ity.
Mino izahay fa nahafapo anareo ny fanapaha-kevitra izay noraisinay t@ famerenana ny vola t@ réservation izay nataonareo. Miandry anareo indray @ fotoana manaraka.
Ho anareo izay tsy nanao ny annulation kosa dia mirary anareo ho tongasoa.
"Fandraisana mahafapo, vacances feno fahafinaretana"

Ho antsika mpitsangatsangana aty Foulpointe. Tandremo ny mpisoloky. Eto aminay ihany no fandoavana ny hofan-trano ary az...
22/08/2023

Ho antsika mpitsangatsangana aty Foulpointe. Tandremo ny mpisoloky. Eto aminay ihany no fandoavana ny hofan-trano ary azahoanao reçu mazava tsara izany. Bonnes vacances ô!

FALY MANDRAY ANAREO IZAHAY 🌴⛱️
22/08/2023

FALY MANDRAY ANAREO IZAHAY 🌴⛱️

31/12/2021

31/12/2021

BONNE ANNÉE 2022. Mirary soa fahasalamana ary fahombiazana ho antsika rehetra indrindra ho anareo rehetra mivahiny sy efa nivahiny tato @ # Bungalow Zamikal Foulpointe

A 10 mn de la plage, à 10mn du marché
07/11/2021

A 10 mn de la plage, à 10mn du marché

PIZZZZZZA !!!!!! etc...
03/11/2021

PIZZZZZZA !!!!!! etc...

Milamina, tsara rivotra
03/11/2021

Milamina, tsara rivotra

Address

Foulpointe
502

Telephone

+261340992270

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Bungalow Zamikal Foulpointe posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category