Hôtel HAPPY Foulpointe

Hôtel HAPPY Foulpointe Spacieux, calme, serein
Cocktail de bienvenue
Possibilité de restauration
Appartement mezzanine Nos chambres sont calmes, spacieux et modernes.

Nous proposons un service d'hébergement avec une possibilité de restauration dans la ville de Foulpointe à Tamatave (Madagascar). Nous sommes situé à l'entrée de la ville à 5mn de la plage. Nous avons des chambres de 2, 4 et 6 personnes avec une possibilité de cuisiner sur place (coin cuisine) et des chambres mezzanine. Nos plats sont réalisés à partir de produits frais et de saison. Faites votre réservation sur (+261)32 67 195 80

Faly Miarahaba antsika rehetra indray, efa ela ela kely dia misy koa ny fiovana isankarazany. Toy izao izany izao ny tar...
02/04/2026

Faly Miarahaba antsika rehetra indray, efa ela ela kely dia misy koa ny fiovana isankarazany.
Toy izao izany izao ny tarifs nay ankehitriny:
Appartement mezzanine pour 6 personnes avec coin cuisine: 100000ar /nuitée
Familiale pour 4 personnes : 70000ar/nuitée
Familiale pour 3 personnes : 60000ar/nuitée
Chambre pour 2 personnes : 50000ar/nuitée
Tsy mitambatra fa samy manana ny wc sy do**he daholo ny tsirairay avy.
Omenay fitaovana ianao raha te ahandro ary afaka manao sakafo koa izahay raha mikomandy mialoha ianao.
Ny ranomasina dia mandrotsirotsy anao amin’ny alina, mba ilazàna fa tsy lavitra ranomasina izahay fa mandeha antongotra kely. Izay ny fialantsasatra mba afaka mijerijery tanana koa e!
Izahay dia mampiasa panneau solaire hialàna amin’ny fahatapahan’ny jiro ary ny ranomafana dia chauffe eau solaire no miasa.
Aza misalasala miantso Tompoko fa izahay dia mivoha mandavataona ka dia ampifalina no andraisanay anareo. Apetrako io ambany io ny contact ahafahanareo miantso anay.
Mirary soa daholo e
Contact: 0341119580 na 0326719580

Tratry ny taona 2024🤗Mirary taona vaovao feno fahasoavana sy fahombiazana ho anareo rehetra  izahay amin'ity taona vaova...
01/01/2024

Tratry ny taona 2024

🤗Mirary taona vaovao feno fahasoavana sy fahombiazana ho anareo rehetra izahay amin'ity taona vaovao 2024 ity!
Ny Hôtel Happy Foulpointe dia mirary fety sambatra ho antsika rehetra, samy ho tahin'Andriamanitra 🙏

🏖🏝⛱BON PLAN VAVANCES de NOEL FOULPOINTE RY IRETO AA⛱⛱🏖Izahay ato amin'ny HOTEL HAPPY FOULPOINTE dia mbola falyary vonona...
07/12/2023

🏖🏝⛱BON PLAN VAVANCES de NOEL FOULPOINTE RY IRETO AA⛱⛱🏖
Izahay ato amin'ny HOTEL HAPPY FOULPOINTE dia mbola faly
ary vonona ny hanome fahafam-po ho anareo hatrany
🤩Ny sarany tsy miova ary nohezahina hifanandrify amin'ny fahefantsika hatrany🥰

Appartement mezzanine avec coin cuisine pour 6 personnes :80000ar
- chambre familiale pour 4 personnes :60000ar
- chambre familiale pour 3 personnes : 55000ar
- chambre pour 2 personnes 45000ar

Ho an'ireo misafidy ny hahandro sakafo dia afaka manome fitaovana izahay ary misy parking azo antoka ihany koa izahay.
Fandrio dieny izao ao amin'ny hafatra miafina na antsoy avy hatrany ny 0326719580 na 0341119580 ny date-nao na sao taraiky annn

Miandry anareo 😁😁HOTEL HAPPY😁😁 Foulpointe😊

Ny hôtel Happy dia faly miarahaba anao tratry ny asaramanitra. Manaova fety sambatra daholo ary mirary soa indrindra 🇲🇬💗...
26/06/2022

Ny hôtel Happy dia faly miarahaba anao tratry ny asaramanitra. Manaova fety sambatra daholo ary mirary soa indrindra 🇲🇬💗🙏

Hôtel Happy Foulpointe dia mirary soa sy fahombiazana hoan’ ity taona vaovao 2022 ity. Samia manamafy ny fiarovana amin’...
31/12/2021

Hôtel Happy Foulpointe dia mirary soa sy fahombiazana hoan’ ity taona vaovao 2022 ity. Samia manamafy ny fiarovana amin’ny fahasalamana ho lavitry ny aretina tompoko.
Hôtel Happy vous souhaite la serenité et la réussite pour cette nouvelle année 2022 et protégez votre santé contre cette pandémie

Ela ela indray izay, Ity ary izahay hitondra zava-baovao hoanareo, ao fona ianareo?💵hisy ny tolotra isankarazany🏆asiants...
31/03/2021

Ela ela indray izay, Ity ary izahay hitondra zava-baovao hoanareo,
ao fona ianareo?

💵hisy ny tolotra isankarazany
🏆asiantsika fifaninana
👑 hoavy ihany koa ny tolotra manokana
✨ary fanomezana maro samihafa

Araho eto fona ary ny pejy e!
🌈BeHappy!🌈

On vous a manqué ?
Vous aussi! Pour se faire pardonner, on vous réserve :
💵des promos
🏆des concours
👑 des offres exclusives
✨et plein d’autres surprises

On se tient au jus ?
🌈BeHappy!🌈

31/12/2020

Miarahaba antsika rehetra tratry ny 2021, dia hitondra fahasalamana, fitiavana ary fiadanana ny taombaovao🥳🤩🎊🎉🙏
Bonne année 2021

Hôtel Happy Foulpointe dia mirary antsika rehetra hanao krismasy sambatra ary faly koa ny handray antsika  haka rivo-dra...
24/12/2020

Hôtel Happy Foulpointe dia mirary antsika rehetra hanao krismasy sambatra ary faly koa ny handray antsika haka rivo-dranomasina amin'izao fotoampialan-tsasatra izao🎄🌲🎈🎊🥳😇🙏
Hôtel Happy Foulpointe vous souhaite un joyeux Noël plein de joie et prêt à vous recevoir pour cette vacances de din d'année🎄🌲🎈🎊🥳😇🙏
Contact: 0326719580, 0341119580

08/01/2020

Faly manolotra ny firariantsoa sy fahombiazana hoan'ny taombaovao 2020 hoan'ny rehetra ny hôtel Happy, ka ampifaliana tanteraka no anolorana ity hira ity hiantrehan-tsika izany.
Hôtel Happy vous souhaite une bonne et heureuse année 2020 et c'est en chanson qu'on va l'affronter ensemble.🎶🎵

Address

Mahavelona
Foulpointe

Telephone

00261326719580

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Hôtel HAPPY Foulpointe posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Hôtel HAPPY Foulpointe:

Share

Category