Chez HIKI

Call Directions

Chez HIKI Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Chez HIKI, Hotel, La Corniche, Mahajanga.

Chez HIKI, ce n’est pas seulement un lieu où dormir, c’est un endroit où l’on se sent chez soi, le temps d’un séjour.
📍 Réservez votre prochaine escapade et laissez-vous séduire par le charme de Chez HIKI. 💛

Sao misy ray amandreny liana, misy fizarana momba ny fitaizana " école des parents" ato. Tsy mora ny mitaiza fa samy mie...
30/10/2026

Sao misy ray amandreny liana, misy fizarana momba ny fitaizana " école des parents" ato. Tsy mora ny mitaiza fa samy miezaka isika mba hahasoa an'ireo zanatsika ireo 🥰

SAINO KELY ANIE ITY E!

Rehefa mividy fiara aho, dia mandany fotoana manokana hamakiana ny boky sy torolalana nomen’ny mpamorona an’ilay fiara.

Misy fotoana aza dia mijery vidéo ao amin’ny YouTube sy ny site-n'ilay constructeur mihitsy aho…

Tiako ho fantatra ny option rehetra sy ny fomba hikojakojana azy.
Tiako ho fantatra hoe: ahoana ny fomba fitandremana azy; hitety an’i Madagasikara mantsy ilay fiara, noho izany, tsy maintsy mahay ny pitsopitsony rehetra aho satria tiako hitondra ahy lavitra io fiara io…

Ny zanatsika koa tiantsika ho lasa lavitra e?

Saingy alohan’ny nahatongavan’io zaza io:

Nanokana fotoana hianarana hanabe an’io zaza io isika?

Maka fotoana hahafantarana ny téléphone antsika isika.

Ary ny zanatsika? Maka fotoana hahafantarana an’izay ilainy sy izay manahirana azy ve isika?

Samy manana ny toetrany ny ankizy. Tsy voatery hahomby amin’ny iray ny fomba nahomby tamin’ny iray hafa.

Mila mianatra isika RAD.

Aza adino fa misy RAD mahatonga ny zanany olom-banona.
Ary misy RAD manabe zanaka mba hameno fonja, hivarotena sy hivarilavo... na dia tia zanaka be daholo ary ireo RAD ireo.

Tsy ampy ny « fitiavana » ho an’ny zanatsika fa mila arahina "fahaiza-mitaiza".

Raha ny mixeur, ny frigo, ny fiara sy ny finday aza nanokanan-tsika fotoana hianarana azy: maika fa ny zanantsika?

Tsy mendrika ny hahazo fanabeazana raitra ve izy mba hahatonga azy ho lasa lavitra?

Anio alina, manomboka amin’ny 20h00, hihaona mivantana eto amin’ny Facebook isika, ao anatin’ny« École des parents ».

Hizara torohevitra azo ampiharina isika, mba hahatakarana kokoa ny fanabeazana ny zanatsika sy hanampiana azy hitombo.

Ho tsara ity rahariva ity

Manaona ny fivoaran'ny fanamboaran-dalana ao zay ry zareo?Elaela tsy nivoaka an'i Mahajanga izahay zay.
16/10/2026

Manaona ny fivoaran'ny fanamboaran-dalana ao zay ry zareo?
Elaela tsy nivoaka an'i Mahajanga izahay zay.

❤️❤️Coucou daholo❤️❤️Mirary herinandro vaovao feno fahombiazana ho antsika rehetra.❤️❤️❤️Mirary vola sy fahasalamana❤️❤️...
21/09/2026

❤️❤️Coucou daholo❤️❤️
Mirary herinandro vaovao feno fahombiazana ho antsika rehetra.
❤️❤️❤️Mirary vola sy fahasalamana❤️❤️❤️

❤️❤️❤️❤️Manjakely ❤️❤️❤️❤️
18/09/2026

❤️❤️❤️❤️Manjakely ❤️❤️❤️❤️

16/09/2026
31/08/2026

Tsara foana ny miaraka maromaro rehefa mandeha Alina toy izao ialana amin’ny sakan-dalana sy ny gafigafy isankarazany 🏎️🏎️🏎️

Address

La Corniche
Mahajanga
0401

Opening Hours

Monday 08:00 - 17:00
Tuesday 08:00 - 17:00
Wednesday 08:00 - 17:00
Thursday 08:00 - 17:00
Friday 08:00 - 17:00
Saturday 08:00 - 12:00

Telephone

+261346119161

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Chez HIKI posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category