Maison RJ

Maison RJ Location appartements de vacances à Majunga

Amin ny Septembre koa mbola aty Majunga foana! 🌴Rehefa Tonga ato Tonga dia apetraka ny valises dia misafidy izay chambre...
11/08/2026

Amin ny Septembre koa mbola aty Majunga foana! 🌴

Rehefa Tonga ato Tonga dia apetraka ny valises dia misafidy izay chambres tiana,…. dia manao vacances milamina amin’izay! 😎

Mbola misy dates disponibles amin’ny septembre an!

SUR RÉSERVATION UNIQUEMENT

📍 Ankaraobato – Majunga
💬MP
📞 +261 34 52 724 49
📧 [email protected]

31/07/2026

⭐ ! ⭐
Vonona ve e ? 🏝️

Eo amin'ny bord ny fotoanantsika ny 15 sy 16 aogositra ho avy izao !
Hanafana ny fiarahantsika mandritra ireo roa andro ireo :
👉 15 aogositra : Arnaah sy LJO
👉 16 aogositra : Ckycky sy Ambondrona
Zava-pisotro STAR sy tsakitsaky isan-karazany amin'ny vidiny tena izy azo jifaina eny an-toerana 🍻
Tongava daholo ary miaraka amin'ny namana sy ny fianakaviana e ! 😎


STAR Madagascar

Oaaaay! 😱 Feno sahady ny calendrier Juillet - Août antsika amin’ity vacances ity! Miandry anareo invités ho tongasoa aty...
11/07/2026

Oaaaay! 😱 Feno sahady ny calendrier Juillet - Août antsika amin’ity vacances ity!

Miandry anareo invités ho tongasoa aty Majunga ny équipe an’i Maison RJ!

Mankasitraka feno anareo hatrany nisafidy anay 😄

Amin’ny mois de septembre indray misy disponibilité!

Bonnes vacances daholo🌴

📍ANKARAOBATO - MAJUNGA
💬MP
📱 +261 34 52 724 49
📧[email protected]

29/06/2026

Andao anao vacances amin’izay! 😎
☀️Ny andro aty tsara foana!

Efa miandry anareo ny équipe an’ny Maison RJ

Mbola namelanay dates nareo!
Sur réservation uniquement :

🏡 MAISON RJ
📍 Ankaraobato – Majunga
💬MP
📞 +261 34 52 724 49
📧 [email protected]

19/06/2026

Maison familiale de vacances
2 grands appartements
Capacité totale jusqu'à 22 personnes

⚠️Sur réservation uniquement
📍MAISON RJ à ANKARAOBATO- MAJUNGA
💬MP
📞+261 34 52 724 49
📧[email protected]

Efa tsara be ny RN4!
18/06/2026

Efa tsara be ny RN4!

03/06/2026

Isakin’ny manokatra varavarana ato amin’ny Maison RJ dia tsy mitovy mihitsy ny zavatra hita! 😄
Samy manana ny maha izy azy ny chambre tsirairay!

Misy karazany 8 be zao ny chambre ato aminay hahafahanareo mihaina expérience vaovao foana,
Misy doubles,misy familiales, afaka hisafidianana tsara 🤩

Maison familiale de vacances
Capacité jusqu’à 22 personnes
⚠️Sur réservation uniquement
📍MAISON RJ à ANKARAOBATO- MAJUNGA

💬MP
📞+261 34 52 724 49
✉️[email protected]

19/05/2026

Ahoana no anavahana ny hoe makany Majunga sy ny hoe miaina any Majunga?

Tsotra kely anefa, ilay faharoa no ato amin’ny Maison RJ😄🌴

📍Ankaraobato - Majunga
Sur réservation

💬Mp
📞+261 34 52 724 49
✉️[email protected]

Ambiance hafa mihitsy rehefa samy tafiaraka iny daholo,Tonga daholo na ireo milaza tsy afaka foana aza! 😁‼️Zao no fotoan...
16/05/2026

Ambiance hafa mihitsy rehefa samy tafiaraka iny daholo,
Tonga daholo na ireo milaza tsy afaka foana aza! 😁

‼️Zao no fotoana tena tsara hijerevana date sy afaka hisafidianana tsara!

Rehefa tonga ny vacances, Tena manahirana ny mitady hébergement indrindra raha mande maromaro, dia lasa misy mamotsitra indray ilay pro 😯

Ato aminay mahazaka hatramin’ny:
👉22 personnes ny maison entière
☝️10 personnes ny premier étage
✌️12 personnes ny deuxième étage

⚠️Sur réservation uniquement
📍MAISON RJ à ANKARAOBATO- MAJUNGA

💬MP
📞+261 34 52 724 49
✉️[email protected]

Address

Mahajanga
401

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Maison RJ posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share