19/05/2026
✨ TSIFA & KAREN ❤️✨
Quel honneur pour toute l’équipe de Vatobe Hôtel Restaurant Piscine d’avoir organisé et accompagné ce magnifique mariage du début jusqu’à la fin 🙏
Le lieu, la cérémonie religieuse, le mariage champêtre, les chambres, les cocktails, le repas… jusqu’au gâteau 🎂
Tout a été réalisé avec passion par notre équipe afin de rendre cette journée unique et inoubliable.
Merci infiniment à TSIFA & KAREN pour cette confiance totale ❤️
Une très grande réalisation et une immense fierté pour nous tous.
⸻
Version malgache
✨ TSIFA & KAREN ❤️✨
Tena rehareha lehibe ho anay ato amin’ny Vatobe Hôtel Restaurant Piscine ny niaraka taminareo nandritra ity fanambadianareo ity, hatrany am-piandohana ka hatramin’ny farany 🙏
Ny toerana, ny fanamasinana, ny lanonana, ny efitrano fandraisam-bahiny, ny zava-pisotro, ny sakafo… hatramin’ny mofomamy 🎂 dia nokarakarain’ny ekipan’i Vatobe tamim-pitiavana sy tamim-pahendrena avokoa.
Mankasitraka indrindra anareo roa tamin’ilay fitokisana lehibe napetrakareo taminay ❤️
Tena zava-bita lehibe sy rehareha ho anay rehetra izany.