La Belle Etoile Majunga

La Belle Etoile  Majunga Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from La Belle Etoile Majunga, Vacation Home Rental, Mahajanga, Majunga.

La Belle Etoile  Majunga Efa Kely sisa ny toerana ho an'izay mbola te hamandrika @ ity volana Août ty!! Ny tena tsara di...
08/08/2026

La Belle Etoile Majunga Efa Kely sisa ny toerana ho an'izay mbola te hamandrika @ ity volana Août ty!! Ny tena tsara dia miantso mivantana 034 79 233 38

Salama ny mpanaraka ny pejy jiaby !! Ela ela Kely izahay tsy hita!! Noho izany indrindra amin'ity fialan-tsasatra efa ho...
22/06/2026

Salama ny mpanaraka ny pejy jiaby !! Ela ela Kely izahay tsy hita!! Noho izany indrindra amin'ity fialan-tsasatra efa ho tonga ity dia aza adino ny manao ny réservation mialoha mba tsy ho taraiky!
Afaka miantso ny laharana 034 79 233 38 amin'ny fanampim-panazavana!!
Mirary herinandra mahafinaritra ho antsika jiaby ny ekipany La Belle Etoile Majunga.

14/02/2026

Salama daholo isika rehetra,indrindra fa ireo mpifankatia❣️❣️
Ary arabaina isika rehetra nahatratra ity fetin'ny St Valentin ity!!
Manentana antsika ho avy @ cabaret izay hotonsaina aty La Belle Etoile Majunga anao hariva!!!
Hisy ihany koa ny loka izay hozarain-tsika ho any mpifankatia izay mandresy @ lalao Kely izay ho ataontsika

Address

Mahajanga
Majunga
401

Telephone

+261347923338

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when La Belle Etoile Majunga posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to La Belle Etoile Majunga:

Shortcuts

Share