15/11/2024
Nous avons la grande tristesse de vous annoncer le décÚs de Franck Papagiorgiou.
En créant Vallombre Natiora, il voulait participer à son niveau au combat de Madagascar pour protéger ses richesses naturelles, afin qu'elles deviennent un facteur de développement et d'émergence pour son pays, ses concitoyens et ses enfants.
Il est mort en tentant d'Ă©teindre un dĂ©part de feu de forĂȘt.
Il est mort pour son rĂȘve.
Merci aux volontaires qui l'ont aidé,
Merci pour vos soutiens,
Merci pour vos messages de condoléances
đČđŹ Amin'ny alahelo lalina no ampahafantaranay anareo ny fahasalanan'i Franck Papagiorgiou.
Tamin'ny Famorononana an'i VALLOMBRE NATIORA moa izy dia nikasa indrindra ny hitondra ny anjara birikiny amin'ny ady fiarovana ny harena voajanahary eto Madagasikara, ary tanjony indrindra tamin'izany ny fitehirizana ireo harena ireo ho loharanom-pivoarana sy fandrosoana ho an'ny Firenena, ho an'ny mpiray tanindrazana ary ny taranany.
Indrisy, lavo teo am-piezahana hifehy ny afo nandritry ny doro tanety izay nihatra tamin'ny ala manodidina ny faritra arovana izy;
Lavo izy, lavo ho an'ny NOFINY.
Ankasitrahana sy hisaorana ireo nilatsaka an-tsitrapo izay nanampy azy nandritra izany.
Atolotra entoana ihany koa ny fisaorana amin'ny fanohananareo.
Ankasitrahana ireo teny fampihononana rehetra izay natolotrareo.
Ary hialana tsiny indrindra ho an'ireo izay tsy tratra antso noho ny hafenon-drano be loatra.
Misaotra tompoko