24/10/2026
Rehefa nanao commande cocktail sans alcool iny ianao… 🥹
Fa nahoana no mbola maheno fofo-toaka ihany ianao❓ 😂
🤔 Misy zavatra tsy mazava eto… sa ny orona no mamitaka?
Ary ianao, inona no mety ho réaction-nao raha sendra izao? 😂👇