Mangoro Hotel Moramanga

Call Contact the business

Mangoro Hotel Moramanga Un Hôtel sis à Moramanga qui vous offre sa convivialité.

Chambre, Restauration, Pizzeria, Pâtisserie, Salle de Conférence, Evènement, Piscine

Nous serons ravis de vous accueillir.

Itambaranay sy Ras fifaliana mihitsy ity 😜Ny  Ntaolo rahateo niteny hoe "raha noana ny vatana mivezivezy ny fanahy", sad...
28/10/2026

Itambaranay sy Ras fifaliana mihitsy ity 😜

Ny Ntaolo rahateo niteny hoe "raha noana ny vatana mivezivezy ny fanahy", sady efa mampalahelo mitomany mbola tsy mitombona koa ilay fanahy 🫣🤣 aleo misakafo manao voky !

Izay fa na ahoana na ahoana ny humeuranao ao dia avia misakafo aty aminay !

📌Izahay dia eto akaikin'ny Assurance MAMA, Moramanga
📞 038 45 503 16

26/10/2026

Une matinée comme ça, juste au calme... ☕

Manger, discuter en terrasse et le temps qui s'arrête...

Rien de mieux pour commencer une journée sous le signe de la détente absolue 👌

🌐 https://mangorohotel-moramanga.com/

23/10/2026

Un condensé de douceur et de bons moments...

Réveil en douceur, pause café, détente absolue et gourmandise : voici à quoi ressemble un séjour au Mangoro Hotel Moramanga ❤️

📍Par quelle étape commence votre journée idéale chez nous ?

👉 Enregistrez ce post pour votre prochaine escapade à Moramanga !
🌐 https://mangorohotel-moramanga.com/

20/10/2026

La cuisine ? Non, ce n'est pas stressant du tout ! 😂

En cette 𝐣𝐨𝐮𝐫𝐧𝐞́𝐞 𝐢𝐧𝐭𝐞𝐫𝐧𝐚𝐭𝐢𝐨𝐧𝐚𝐥𝐞 𝐝𝐞𝐬 𝐜𝐮𝐢𝐬𝐢𝐧𝐢𝐞𝐫𝐬, on vous emmène dans notre cuisine... où la bonne humeur et le rythme sont toujours au rendez-vous !

Un grand 𝐌𝐄𝐑𝐂𝐈 à toute l'équipe pour leur passion, leur énergie et leur brin de folie au quotidien ❤️

📞 038 45 503 16
🌐 https://mangorohotel-moramanga.com/

Nisy fitarainana  tonga aty aminay 👀🫴Tsara loatra hono ilay pizza, matsiro hono, lasa te hicommande foana hono, tamàna s...
19/10/2026

Nisy fitarainana tonga aty aminay 👀

🫴Tsara loatra hono ilay pizza, matsiro hono, lasa te hicommande foana hono, tamàna sy te hihinana foana, sns...

Dia aza manahy fa tena raisinay matotra be izy itony 🫡

Ianao koa, aza misalasala mametraka fitarainana toy izao, na amin'ny commentaire, na amin'ny hafatra miafina !!

Dia raha tsy afaka mankaty ianareo mihinana pizza dia afaka manao livraison izahay!
📞 038 45 503 16

17/10/2026

Ny dokadoka moa tsy maintsy mandeha ihany na ahoana na ahoana situation😜 misy namanareo mety ohatr'izany ve? 😁

Mino izahay fa ho avy daholo ianareo an😍 tena efa navaozinay vao maika tsara kely aty aminay manko ❤️

Ny resaka tsiro, andao izay efa taty no avelatsika hizara ao amin'ny commentaire hoe manao akory😎

📞 038 45 503 16

Petit rappel 📌Si vous avez besoin d’un espace pour vos séminaires, conférences ou réunions professionnelles, nous sommes...
15/10/2026

Petit rappel 📌

Si vous avez besoin d’un espace pour vos séminaires, conférences ou réunions professionnelles, nous sommes là!

Nous avons les salles idéales, confortables et entièrement équipées pour que votre événement se déroule parfaitement.
✅ Salle spacieuse
✅ Matériel moderne
✅ Ambiance professionnelle

📌Contactez-nous dès maintenant pour réserver votre espace et faire de votre événement un succès !
📞 038 45 503 16
📩 [email protected]

13/10/2026

Sa ianareo tsy bonjour aminay? 😂

📌Na izany na tsy izany aloha, ato amin'ny sitenay 🌐 https://mangorohotel-moramanga.com/ dia afaka hahitana ny mombamomba anay rehetra 😉 aza misalasala mitsidika an 😍

C’est la fin du week-end… demain l’école reprendAlors pourquoi ne pas venir aujourd'hui? Profitez-en pour emmener vos en...
11/10/2026

C’est la fin du week-end… demain l’école reprend

Alors pourquoi ne pas venir aujourd'hui? Profitez-en pour emmener vos enfants jouer et partager un moment en famille ❤️
Ces instants comptent, ils grandissent si vite…🥰

📌Situé à côté de l’assurance MAMA, Moramanga
📞 038 45 503 16
🌐 https://mangorohotel-moramanga.com/

09/10/2026

Eny tompoko, afaka tonga aty aminay ianareo na dia coktail fotsiny aza no dianareo aty 😁

Na izany na tsy izany, betsaka zava-pisotro sy tsakitsaky afaka jifaina ato aminay. Mety na hoe mandeha irery, na miaraka amin'ny fianakaviana, na miaraka amin'ny namana 🙏

📞 038 45 503 16
🌐 https://mangorohotel-moramanga.com/

Address

Moramanga

Opening Hours

Monday 08:00 - 18:00
Tuesday 08:00 - 18:00
Wednesday 08:00 - 18:00
Thursday 08:00 - 18:00
Friday 08:00 - 18:00
Saturday 08:00 - 18:00

Telephone

+261340612124

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Mangoro Hotel Moramanga posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Mangoro Hotel Moramanga:

Share

Category

Nearby hotels