11/11/2026
Salama🌺
Faly foana izahay mandray anareo.
Toerana amorondalana madio rivotra
Afaka ivoriana sy andinihana zavatra mahasoa ho an ny tanana sy ny firenena
Eto ny herivelona an ny fokontany miara mandinika ny fiarovana sy ny fisorohana raha misy loza mitatao na mitranga
Misaotra ny Croix Rouge sy ny BNGRC👌
3 no ivo toerana azo ivoriana ato aminay sady mahita ranomasina🏖️
Tongava mitsidika ny sakafo koa madia sady mahafapo⚓️🛟
# hotel centre ville
# vue sur mer
# 3 salles de seminaires
# service traiteur
# location chapiteau Fort Dauphin 🐬