27/09/2022
Mankalaza ny andro iraisam-pirenena ho an'ny Fizahantany isika androany 27 septambre 2022. Lohahevitra nofidian’ny fivondronana iraisam-pirenena momba ny fizahantany entina hanamarihana ny andro androany dia ny hoe: « mandinika indray ny momba ny fizahantany ».
Faly miarahaba antsika rehetra misehatra amin'ity resaka fieahantany ity izahay eto amin'ny Hôtel Belle Chance Toliara.
REPENSER AU TOURISME