Hôtel de la Mer

Call Directions Contact the business

Hôtel de la Mer Hôtel au bord de la mer à Mangily
À 28km au Nord de Tuléar

𝗩𝗔𝗟𝗜𝗡'𝗡𝗬 𝗟𝗔𝗟𝗔𝗢 : Mlle   no nahazo réaction ambony indrindra,tamin'ireo sary tao amin'ny Commentaire,225 👍❤️😱,nandrombaka...
17/10/2026

𝗩𝗔𝗟𝗜𝗡'𝗡𝗬 𝗟𝗔𝗟𝗔𝗢 :
Mlle no nahazo réaction ambony indrindra,tamin'ireo sary tao amin'ny Commentaire,225 👍❤️😱,nandrombaka ilay Chambre gratuit avec Petit déjeuner pour 2 personnes (Une Nuitée)

Mme ,nahazo ny Classement MEILLEUR PHOTO,Sarin'ny Reny sy ny zanany roa vavy Kely,sary notsongaina ho mahafinatitra indrindra tao amin'ny Commentaire,mahazo Transfert Mvola na Orange Money 20000Ar😱

Félicitations à vous 🎉🎉🎉

Midira mp ato am page ianareo roa azafady,MBA handraisanareo ny LOKA🎁
Misaotra an'ireo izay nandray anjara rehetra 🫶

𝙄𝘼𝙉𝘼𝙊 𝙆𝙊𝘼 𝙑𝙀 𝙀𝙁𝘼 𝙏𝘼𝙉𝙔?Hôtel de la Mer à Mangily no resaka eto 😉Asiantsika 𝗝𝗘𝗨𝗫 𝗞𝗘𝗟𝗬 hoan'izay efa tany ary e,Lalao ahazo...
12/10/2026

𝙄𝘼𝙉𝘼𝙊 𝙆𝙊𝘼 𝙑𝙀 𝙀𝙁𝘼 𝙏𝘼𝙉𝙔?
Hôtel de la Mer à Mangily no resaka eto 😉
Asiantsika 𝗝𝗘𝗨𝗫 𝗞𝗘𝗟𝗬 hoan'izay efa tany ary e,Lalao ahazoanao 𝑪𝒉𝒂𝒎𝒃𝒓𝒆 𝒈𝒓𝒂𝒕𝒖𝒊𝒕𝒆 𝒂𝒗𝒆𝒄 𝑷𝒆𝒕𝒊𝒕 𝒅𝒆𝒋𝒆𝒖𝒏𝒆𝒓 𝒑𝒐𝒖𝒓 2 𝒑𝒆𝒓𝒔𝒐𝒏𝒏𝒆𝒔 + vola ➋⓿⓿⓿⓿🅐🅡

𝗙𝗜𝗧𝗦𝗜𝗣𝗜𝗞𝗜𝗡'𝗡𝗬 𝗟𝗔𝗟𝗔𝗢 :
1.Ataovy ao amin'ny Commentaire ny sarinao Taty amin'ny Hôtel de la mer,sary amin'ny toerana iray tato amin'ny faritrin'ny Hôtely,na devant chambre,na anatiny,na eo amin'ny Parking,na devant plage,na koa sary ivelany fa ahitana fond hôtel de la mer dia efa mety📷

2.Inviteo na mentionnéo au maximum ny amis nao,hanisy réaction ilay sarinao 👍❤️😱

3.Farany,partageo amin'ny Compte nao ity publication Originale ity ary asio légende izay mifanaraka aminao,
De vitaaa 🙏

𝗟𝗢𝗞𝗔 𝗔𝗭𝗢 :
🥇 GAGNANT : Izay sary ao amin'ny commentaire mahazo réaction ambony indrindra ❤️no mahazo ilay Une nuitée avec Petit déjeuner pour 2
🥈 MEILLEUR PHOTO : izay sary hita fa tsara sy mahafinatitra indrindra ao amin'ny commentaire kosa dia mahazo Transfert Mvola na Orange Money 20000Ar💸🤑

N.B : Manankery hatramin'ny Zoma le 18 Octobre 2026 amin'ny valo ora Alina (20h) (Manampotoana tsara izay tehandray anjara,sady mahavory réaction tsara amin'izay fotoana lava izay)
🎁Loka raisina mandritrin'ny weekend hoavy izao (sabotsy na lahady)

Gooooo👍

𝗣𝗥𝗢𝗠𝗢𝗧𝗜𝗢𝗡 𝗖𝗛𝗔𝗠𝗕𝗥𝗘 𝗙𝗔𝗠𝗜𝗟𝗜𝗔𝗟𝗘 𝗜𝗡𝗗𝗥𝗔𝗬 𝗜𝗧𝗬 😱🥇95.000Ar pour 4 personnes be izao (1Grand lit + 2 petits lits) avec cuisine à v...
08/10/2026

𝗣𝗥𝗢𝗠𝗢𝗧𝗜𝗢𝗡 𝗖𝗛𝗔𝗠𝗕𝗥𝗘 𝗙𝗔𝗠𝗜𝗟𝗜𝗔𝗟𝗘 𝗜𝗡𝗗𝗥𝗔𝗬 𝗜𝗧𝗬 😱

🥇95.000Ar pour 4 personnes be izao (1Grand lit + 2 petits lits) avec cuisine à votre disposition 🍳

❌Mandritra ity herinandro ity ihany☑️
Tonga de ataovy ny Réservation 📝

☎️ Contact : 037 34 799 53

𝐏𝐫𝐞𝐧𝐞𝐳 𝐯𝐨𝐭𝐫𝐞 𝐜𝐥𝐞, 𝐢𝐧𝐬𝐭𝐚𝐥𝐥𝐞𝐳-𝐯𝐨𝐮𝐬 𝐜𝐨𝐧𝐟𝐨𝐫𝐭𝐚𝐛𝐥𝐞𝐦𝐞𝐧𝐭 𝐞𝐭 𝐥𝐚𝐢𝐬𝐬𝐞𝐳-𝐯𝐨𝐮𝐬 𝐛𝐞𝐫𝐜𝐞𝐫 𝐩𝐚𝐫 𝐥𝐞 𝐝𝐨𝐮𝐱 𝐛𝐫𝐮𝐢𝐭 𝐝𝐞 𝐥𝐚 𝐦𝐞𝐫 𝐝𝐞𝐬 𝐯𝐨𝐭𝐫𝐞 𝐫𝐞𝐯𝐞𝐢𝐥 à S...
07/10/2026

𝐏𝐫𝐞𝐧𝐞𝐳 𝐯𝐨𝐭𝐫𝐞 𝐜𝐥𝐞, 𝐢𝐧𝐬𝐭𝐚𝐥𝐥𝐞𝐳-𝐯𝐨𝐮𝐬 𝐜𝐨𝐧𝐟𝐨𝐫𝐭𝐚𝐛𝐥𝐞𝐦𝐞𝐧𝐭 𝐞𝐭 𝐥𝐚𝐢𝐬𝐬𝐞𝐳-𝐯𝐨𝐮𝐬 𝐛𝐞𝐫𝐜𝐞𝐫 𝐩𝐚𝐫 𝐥𝐞 𝐝𝐨𝐮𝐱 𝐛𝐫𝐮𝐢𝐭 𝐝𝐞 𝐥𝐚 𝐦𝐞𝐫 𝐝𝐞𝐬 𝐯𝐨𝐭𝐫𝐞 𝐫𝐞𝐯𝐞𝐢𝐥 à Seulement 50.000Ar🌊☀️

Offres valable jusqu'au 16 Octobre 2026😱

☎️Résa : 0373479953

𝙑𝙤𝙩𝙧𝙚 𝙨𝙚𝙟𝙤𝙪𝙧 𝙖𝙪 𝙗𝙤𝙧𝙙 𝙙𝙚 𝙡𝙖 𝙢𝙚𝙧 🌊PRIX PROMOTION POUR LES CHAMBRES DOUBLES à l'hôtel de la mer50.000Ar Nuitée 😱☎️037347995...
05/10/2026

𝙑𝙤𝙩𝙧𝙚 𝙨𝙚𝙟𝙤𝙪𝙧 𝙖𝙪 𝙗𝙤𝙧𝙙 𝙙𝙚 𝙡𝙖 𝙢𝙚𝙧 🌊
PRIX PROMOTION POUR LES CHAMBRES DOUBLES à l'hôtel de la mer
50.000Ar Nuitée 😱

☎️0373479953

𝐕𝐀𝐎 𝐦𝐚𝐡𝐢𝐭𝐚 𝐢𝐭𝐲 𝐏𝐮𝐛𝐥𝐢𝐜𝐚𝐭𝐢𝐨𝐧 𝐢𝐭𝐲 𝐢𝐚𝐧𝐚𝐨 𝐝𝐢𝐚,𝐚𝐧𝐝𝐚𝐨 𝐡𝐨𝐚𝐧𝐲 𝐚 𝐌𝐚𝐧𝐠𝐢𝐥𝐲 ⛱️Hôtel de la Mer Rendez-vous 🌊un bon weekend au Bord de ...
03/10/2026

𝐕𝐀𝐎 𝐦𝐚𝐡𝐢𝐭𝐚 𝐢𝐭𝐲 𝐏𝐮𝐛𝐥𝐢𝐜𝐚𝐭𝐢𝐨𝐧 𝐢𝐭𝐲 𝐢𝐚𝐧𝐚𝐨 𝐝𝐢𝐚,𝐚𝐧𝐝𝐚𝐨 𝐡𝐨𝐚𝐧𝐲 𝐚 𝐌𝐚𝐧𝐠𝐢𝐥𝐲 ⛱️
Hôtel de la Mer Rendez-vous 🌊un bon weekend au Bord de la mer,
Toerana tsara itsangatsanganana,place avec vue sur mer, boisson sy tsakitsaky sur place 🍸🍻
Parking Gratuit 😱sady malalaka tsara🚘
☎️0373479953

26/09/2026

𝙆𝙖𝙧𝙖𝙤𝙠𝙚-𝘽𝙖𝙧 𝘽𝙞𝙚𝙣𝙩𝙤𝙩 𝙖 𝙡'𝙃𝙤𝙩𝙚𝙡 𝙙𝙚 𝙡𝙖 𝙢𝙚𝙧 🌊
Hoanao izay tia mihira🎙️,Efa misy Enceinte avec afaka ihiranao sahady ato amin'ny HÔTEL DE LA MER MANGILY 😱
Revirevy karaoké au Bord de la mer miaraka amin'ny Tsakitsaky sy Boisson 🍻

⛱️Tongava e!

Address

Mangily
Tulear
602

Telephone

+261382889230

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Hôtel de la Mer posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Hôtel de la Mer:

Shortcuts

Share

Category

Nearby hotels