28/10/2026
😮Ny Fête des Morts na Avan-drazagna : anisan’ny fotoana tena be olona indrindra eto Vatomandry ao anatin’ny taona ! Ity no antony !
Ho anay manokana dia efa tena vitsy sisa ny bungalow mbola disponible manomboka ny zoma ho avy izao ! 😬
👉 Ka raha mbola mikasa ny andeha aty Vatomandry ianareo amin’ity weekend ity, dia aza miandry ela fa ataovy dieny izao ny réservation sao taraiky 🥲
Domaine Maitso Mavana
📞 034 55 786 55