Lavilla Verte Nouvelle Gérance

Lavilla Verte Nouvelle Gérance Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Lavilla Verte Nouvelle Gérance, Hotel & Lodging, LOT VRY 277 AMBATOMIRAHAVAVY RN 1 PK 19 VERS Route ADONIS, Antananarivo.

10/11/2025

Alefaso ao am COMS hoe ny sarinao tato amin'ny Espace Lavilla Verte a!!
Omenay surprise cadeau izay be j'aime indrindra

09/11/2025

MISY VAOVAO MLAY AO AMIN'NY COMMENTAIRE

🙏🙏FANKASITRAHANA🙏🙏Mankasitraka antsika mpanjifa rehetra tompoko, indrindra isika   tsy nisaraka taminay hatramin'izay ka...
26/10/2025

🙏🙏FANKASITRAHANA🙏🙏
Mankasitraka antsika mpanjifa rehetra tompoko, indrindra isika tsy nisaraka taminay hatramin'izay ka hatramin'izao. Mbola eto foana izahay vonona hanome ny tsara indrindra hoanareo.
Misaotra e😘.
Fa tsara ihany koa anie Ilay manao e!

Vu vao maraina Kely hiandrasana anao😜  et  EFA VONONA ISIKARESTOKARAKSPARC ENFANTTERRAIN DE SPORTBILLARDBUNGALOW ET CHAM...
26/10/2025

Vu vao maraina Kely hiandrasana anao😜
et
EFA VONONA ISIKA
RESTO
KARAKS
PARC ENFANT
TERRAIN DE SPORT
BILLARD
BUNGALOW ET CHAMBRE CONFORT
Espace Lavilla verte page

25/10/2025

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Tsilavina Andriamanirisoa, Dim Räz, Ny Aina Mikajy

24/10/2025

Mention spéciale à mes nouveaux fans montants ! Tsilavina Andriamanirisoa

💥💥💥RAIKITRA ILAY SABOTSY SY LAHADY ZAO AN!👉👉Fa zao, Ataovy milay ny appareil photo fa ho asiantsika "Fifaninana sary tsa...
23/10/2025

💥💥💥RAIKITRA ILAY SABOTSY SY LAHADY ZAO AN!
👉👉Fa zao, Ataovy milay ny appareil photo fa ho asiantsika "Fifaninana sary tsara indrindra" ao amin'ny pejy Lavilla Verte Nouvelle Gérance.
🔥🔥Ka omena cadeau be izay mahazo j'aime 👍 betsaka indrindra❤️.

Koa satria nihoatra ny notadiavina ny isaDia natao 2jours ny hetsika:☑️ Samedi 25 Octobre 2025☑️Dimanche 26 Octobre 2025...
21/10/2025

Koa satria nihoatra ny notadiavina ny isa
Dia natao 2jours ny hetsika:
☑️ Samedi 25 Octobre 2025
☑️Dimanche 26 Octobre 2025
💥Tsy misy vidim-pidirana
🛑 Consommation Obligatoire (Tsy afaka hitondrana sakafo na zava-pisotro avy any ivelany
💥💥💥🔥Fa Mbola omenay KARAOKE &DISCO sy WIFI GRATUIT
Nda'nde!!!
👉👉IZAY MAZOTO MANAO PARTAGE MAHAZO SURPRISE!

Raha mahatratra +100 fotsiny ny réaction sy partage diaHAVERINTSIKA ILAY   LAVILLA VERTE amin'ny sabotsy sy alahady hoav...
20/10/2025

Raha mahatratra +100 fotsiny ny réaction sy partage dia
HAVERINTSIKA ILAY
LAVILLA VERTE amin'ny sabotsy sy alahady hoavy izao.

Ety Lavilla Verte Nouvelle Gérance Ambatomirahavavy izany n'y fotoana e!
16/10/2025

Ety Lavilla Verte Nouvelle Gérance Ambatomirahavavy izany n'y fotoana e!

Address

LOT VRY 277 AMBATOMIRAHAVAVY RN 1 PK 19 VERS Route ADONIS
Antananarivo
102

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Lavilla Verte Nouvelle Gérance posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Lavilla Verte Nouvelle Gérance:

Share