21/02/2026
Faly miarahaba antsika rehetra eto TALATAMATY sy ny manodidina !
Aza adino fa izahay eto aminy TINA HOTEL MONDE dia mampahafantatra antsika izay mbola tsy nivahiny na nitsidika taty aminay fa ato aminay dia misy ireto zavatra manaraka ireto .
➡️ WIFI
➡️ EAU CHAUDE
➡️ TV ( CANAL+)
➡️ CHAMBRE TOUT CONFORT
➡️ ENVIRONNEMENT CALME
➡️ CHAMBRE FAMILIALE
Raha mila fanazavana fanampiny ianao na hanao réservation dia afaka mandefa hafatra aminay mivantana na miantso ity laharana ity
0347123535
" VONONA MANDRAKARIVA IZAHAY NY HANOME NY FAHAFAM-PO HOANAREO MPANJIFA "
✅ MISY PARKING IHANY KOA NY ATO