01/06/2026
FISAORANA SY FANKASITRAHANA
Ny ekipan’i Mon Refuge Espace-Arivonimamo dia maneho ny fisaorana sy fankasitrahana feno ho an’ireo mpivady vao noho ny fitokisana napetrakareo taminay nandray sy nanatanteraka iny andro manan-danja eo amin’ny fiainanareo iny.
Mirary anareo hahita fahasambarana, fifankatiavana, fahombiazana ary fahasalamana mandritra ny fiainam-panambadianareo izahay.
Isaorana manokana ihany koa ny 𝑭𝒚𝒉 𝑪𝒓𝒆𝒂 noho ny fahaiza-manao, ny fahamatorana ary ny ezaka nataony tamin’ny fanomezana haingon-trano kanto sy mendrika, izay nandray anjara lehibe tamin’ny fahombiazan’iny lanonana iny.
Mankasitraka indrindra anareo rehetra tamin’ity fiaraha-miasa nahafinaritra ity. 💙✨