Hotel Melville Tamatave

Hotel Melville Tamatave L'équipe de l'hôtel Melville vous souhaite un agréable séjour et que"Le seigneur Jesus Christ"vo

L'équipe de l'hôtel Melville vous souhaite un agréable séjour et que"Le seigneur Jesus Christ"vous conduise sur le droit chemin menant à la vie eternelle.

06/06/2026

🇲🇬🇲🇬🇲🇬À l’occasion de fête de l’indépendance :PROMOTION BE MELVILLE 2💥Chambre LUXE 75 000 Ar❌❌MIDINA HO 50 000 Ar daholo😍

🟥Manomboka ny 22 au 28 Juin 2026💥
Ataovy dieny zao ny reservation 😍😍

Tel:033 07 331 80
0320733180










VAOVAO MAHAFALY hôtel Melville1💥P R O M O T I O N mandritran'i 1 Volana be zao 💥 Chambre vaovao rehetra 40 000 Ar ❌midin...
05/06/2026

VAOVAO MAHAFALY hôtel Melville1💥
P R O M O T I O N mandritran'i 1 Volana be zao 💥 Chambre vaovao rehetra 40 000 Ar ❌midina ho 35 000ar daholo😍😍

Melville1:
0342093180
Melville2:
0330733180












04/06/2026

Raha tsy te hiaina fisian’ny délestage mahery vaika eto Tamatave dia tongava aty @ Melville , mandeha foana ny jironay sy ranonay 😍😍😍

Melville1:
0342093180
Melville2:
0330733180












03/06/2026

Chambre Double 75 000ar😍😍Malalaka tsara sady misy fenêtre 😍

Melville1:
0342093180
Melville2:
0330733180












Izao ny hatsaran’ny ranomasin’ny Tamatave @ alina manoloana ny port 😍! Mitongava mitsangatsangana dia mivantana ato amin...
02/06/2026

Izao ny hatsaran’ny ranomasin’ny Tamatave @ alina manoloana ny port 😍! Mitongava mitsangatsangana dia mivantana ato aminay @ Hôtel Melville 🤩🤩🤩

Melville1:
0342093180
Melville2:
0330733180













Mieritreritra ny antsipiriany rehetra izahay mba hampahazo aina anareo rehefa mivahiny ato aminay😍!Melville1:0342093180M...
01/06/2026

Mieritreritra ny antsipiriany rehetra izahay mba hampahazo aina anareo rehefa mivahiny ato aminay😍!

Melville1:
0342093180
Melville2:
0330733180
















🎁 Misy cadeau be dia be azo isafidianana ho an’i Maman ato amin'ny Melville Shop 🥰  ary misokatra ihany koa ny Salon rah...
30/05/2026

🎁 Misy cadeau be dia be azo isafidianana ho an’i Maman ato amin'ny Melville Shop 🥰 ary misokatra ihany koa ny Salon rahampitso Alahady tontolo andro!😍❤️

Melville shop : 038 13 624 65
Melville Beauté : 034 29 381 56





















#

29/05/2026

Miezaka ny tsy handiso fanantenana anareo izahay 😍😍😍

Melville1:
034 20 931 80
Melville2
0330733180









Iza no mbola tsy nanandrana an'ilay SAKAFO ANIO 5000Ar? 😍Mora, matsiro, mahavoky tsara💯Resto Melville : 038 79 377 51   ...
28/05/2026

Iza no mbola tsy nanandrana an'ilay SAKAFO ANIO 5000Ar? 😍Mora, matsiro, mahavoky tsara💯

Resto Melville : 038 79 377 51








MAÏS AU COCO/ MAÏS AU LAIT ato @ Melville 😋Rehefa  mihinana dia te hanampy foana foana 😍🌽🥥Resto Melville : 038 79 377 51...
27/05/2026

MAÏS AU COCO/ MAÏS AU LAIT ato @ Melville 😋Rehefa mihinana dia te hanampy foana foana 😍🌽🥥

Resto Melville : 038 79 377 51










Address

Route Melville Mangarivotra
Toamasina
501

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Hotel Melville Tamatave posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Hotel Melville Tamatave:

Share

Category