Le Chalet du lac Mandrosoa Ivato - Hôtel & restaurant Tananarive

Le Chalet du lac Mandrosoa Ivato - Hôtel & restaurant Tananarive Un cadre merveilleux
Des chambres tout confort
Une terrasse impressionnante
Une vue magnifique au

Sa ve ilay atody no spécial ? 🤣🤣🤣
25/04/2026

Sa ve ilay atody no spécial ? 🤣🤣🤣

Mitsotrotra eo amoron-drano izao no tena mety amin’izao hafanana be izao ☀️💦Matoritory eo amin’ny maloka, sady mankafy b...
25/04/2026

Mitsotrotra eo amoron-drano izao no tena mety amin’izao hafanana be izao ☀️💦
Matoritory eo amin’ny maloka, sady mankafy boisson bien glacé 😌🍹

📍 Tongava manala hetaheta ety amin’ny Le Chalet Du Lac Mandrosoa Ivato fa samy misy ato daholo ireo 😉

📲 Antsoy ireto hanaovana réservation :
+261 34 08 361 36 / +261 34 51 055 84 / +261 34 05 224 67



Pièces jointes
Ajouter
Fichiers

Maniry hanandrana tsiro hafa kely indray ve ianao? 😋🔥🍽️Vao mihinana ity  Agneau Shashi Korma dia te hankafy foana✨🌿Arahi...
24/04/2026

Maniry hanandrana tsiro hafa kely indray ve ianao? 😋🔥

🍽️Vao mihinana ity Agneau Shashi Korma dia te hankafy foana✨🌿
Arahina sauce somary exotique kely , ampiana boisson moa vao maika woah 🍹❄️

📍 Hita eto amin’ny Le Chalet Du Lac Mandrosoa Ivato
📲 Antsoy ireto hanaovana réservation :+261 34 08 361 36 / +261 34 51 055 84 / +261 34 05 224 67

Identifier-o ilay anabavinao efa hanambady iny dia ataovy coucou 🤣🤣🤣
24/04/2026

Identifier-o ilay anabavinao efa hanambady iny dia ataovy coucou 🤣🤣🤣

😳 Woahhh… vao mijery dia efa mampitelin-drora !Beignet de poulet doré tsara, crispy ivelany fa malefaka sy matsiro be ao...
23/04/2026

😳 Woahhh… vao mijery dia efa mampitelin-drora !

Beignet de poulet doré tsara, crispy ivelany fa malefaka sy matsiro be ao anatiny 🤤
Iza no te hihinana ?

📍Tongava ato amin’ny chalet du lac Mandrosoa Ivato
📲+261 34 08 361 36 / +261 34 51 055 84 / +261 34 05 224 67

Mousse au chocolat malefaka be, mitsonika moramora ao am-bava… 🍫Dessert kely fa mitondra fahafinaretana lehibe. 😍Asio ❤️...
18/04/2026

Mousse au chocolat malefaka be, mitsonika moramora ao am-bava… 🍫
Dessert kely fa mitondra fahafinaretana lehibe. 😍

Asio ❤️ ao amin'ny commentaire raha tia ianao.

📍Restaurant du Chalet Du Lac Mandrosoa Ivato !
📲 +261 34 08 361 36 / +261 34 51 055 84 / +261 34 05 224 67
\

“Andao hivoaka indray isika !”Bon plan be ho an'ny sortie entre amis be ato amin'ny Chalet du Lac 😍🥰Ambiance mahafinarit...
17/04/2026

“Andao hivoaka indray isika !”
Bon plan be ho an'ny sortie entre amis be ato amin'ny Chalet du Lac 😍🥰
Ambiance mahafinaritra , ny boissons sy ny sakafo koa tonga dia 💯

📍Ato amin’ny chalet du lac Mandrosoa Ivato ary ny fotoana.
📲Antsoy ny +261 34 08 361 36 / +261 34 51 055 84 / +261 34 05 224 67
\

🔍 Mitady toerana milamina hanatanterahana  tetikasa ve ianareo ?✨ Ankafizo ny tontolo mangina, mahazoa aina ho an’ny asa...
16/04/2026

🔍 Mitady toerana milamina hanatanterahana tetikasa ve ianareo ?

✨ Ankafizo ny tontolo mangina, mahazoa aina ho an’ny asa mahomby.

💡 Eto no toerana tsara indrindra hifanakalozana hevitra, hizarana fahaiza-manao, ary hanamafisana ny aingam-panahy!
👉 Tongava ato amin’ny espace coworking anay, natao manokana hampiroborobo ny fiaraha-miasa sy ny vokatra tsara !

📍Le Chalet du Lac Mandrosoa Ivato
📞 Manaova réservation par MP na antsoy ny : +261 34 08 361 36
\++261 34 51 055 84 ; +261 34 05 224 67
\

Ianareo ve tsy mahita hoe indraindray sarotra ny misafidy rehefa samy mampite hanandrana ny sakafo roa ? 😋🥩 Magret sauce...
15/04/2026

Ianareo ve tsy mahita hoe indraindray sarotra ny misafidy rehefa samy mampite hanandrana ny sakafo roa ? 😋
🥩 Magret sauce au vin
Tsiro 10/10 , sauce manitra avy amin’ny divay, ary henan-gana malefaka … 🍷
🔥 Steak de Zébu
Henan’omby gasy tena matsiro, voahandro tsara, mahafapo hatrany… 🥩
🤔 Iza ary no tianareo kokoa eh ?
❤️ Magret sauce au vin
👍 Steak de Zébu
Asehoy amin’ny emoji ao amin’ny commentaire ny safidinao 👇

Indraindray dia ny sauce kely no mahatonga ny sakafo ho tena miavaka. 😋Ilay sauce aux fines herbes manitra sy malefaka d...
14/04/2026

Indraindray dia ny sauce kely no mahatonga ny sakafo ho tena miavaka. 😋
Ilay sauce aux fines herbes manitra sy malefaka dia manampy tsiro vaovao amin’ny hena, trondro na legioma.

Sotro kely fotsiny dia lasa matsiro avo roa heny ny sakafo! 🌿✨

💬 Inona izao no sakafo tianao hohanina miaraka amin’ity sauce ity ?

📍 Chalet du Lac, Mandrosoa Ivato
📞 +261 34 08 361 36
\+261 34 51 055 84
\+261 34 05 224 67

\

Na fampakaram-bady 💍, na batisa 👶, na tsingerintaona 🎂, na koa fihaonana matihanina 👔…misokatra ho anao ny efitra fandra...
13/04/2026

Na fampakaram-bady 💍, na batisa 👶, na tsingerintaona 🎂, na koa fihaonana matihanina 👔…
misokatra ho anao ny efitra fandraisana vahiny ao aminay.

✨ Toerana elegant, malalaka, ary azo alamina araka izay ilainao mba hahatonga ny lanonanao ho tsy hay hadinoina.

📞 Aza miandry ela fa feno haingana ny daty :
📱 034 08 361 36 / 034 51 055 84 / 034 05 224 67

📍 Le Chalet du Lac Mandrosoa Ivato

\
\
\

🥩 Hen'omby voatetika manify, endasina amin’ny fomba manokana mampivoaka ny tsirony 🔥Raha ohatra ianao ka mitady sakafo a...
11/04/2026

🥩 Hen'omby voatetika manify, endasina amin’ny fomba manokana mampivoaka ny tsirony 🔥
Raha ohatra ianao ka mitady sakafo atoandro dia émincé de zébu no tena mafilotra 😋

📞Antsoy ary ny +261 34 08 361 36 ; +261 34 51 055 84 ; +261 34 05 224 67
📍Le Chalet Du Lac Mandrosoa Ivato
\

Address

Ivato
Antananarivo

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Le Chalet du lac Mandrosoa Ivato - Hôtel & restaurant Tananarive posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Le Chalet du lac Mandrosoa Ivato - Hôtel & restaurant Tananarive:

Share